http://amiunik.skyrock.com/
Fanavaozana izay mahagaga tokoa
Nomen'i JESOA ahy re!
Fahazavan'ny fanahy izay mahafapo
Nomen'i JESOA ahy re!
Hatramin'zao dia endrey endrey
Hatramin'zao dia endrey endrey
Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa
Onenan'ny Tompo Jesoa
Ny fianako be siasia taloha
Voaova mihitsy izao
Eny, ny fahotako izay nahavoa
Voasasany koa izao
Hatramin'zao dia endrey endrey
Hatramin'zao dia endrey endrey
Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa
Onenan'ny Tompo Jesoa
Nyfinoako, ny fanantenako dia be
Ny tokiko fantatra koa
Ny fisalasalana dia ho levona re
Ny saiko mandroso ho soa
Hatramin'zao dia endrey endrey
Hatramin'zao dia endrey endrey
Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa
Onenan'ny Tompo Jesoa
Tonga mamirapiratra fatratra ery
Ny aloky ny faty re
Ka dia tsinjoko ilay vavahady ery
Mankao an-tanàndehibe
Hatramin'zao dia endrey endrey
Hatramin'zao dia endrey endrey
Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa
Onenan'ny Tompo Jesoa
Tsy miato mizotra mankany tokoa
Ny diako hatramin'izao
Hovantaniko any ilay Tompo soa
Jesoa malala no ao
Hatramin'zao dia endrey endrey
Hatramin'zao dia endrey endrey
Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa
Onenan'ny Tompo Jesoa
*********************************************
Since Jesus Came Into My Heart
What a wonderful change in my life has been wrought
Since Jesus came into my heart!
I have light in my soul for which long I had sought,
Since Jesus came into my heart!
Since Jesus came into my heart,
Since Jesus came into my heart,
Floods of joy o’er my soul
Like the sea billows roll,
Since Jesus came into my heart.
I have ceased from my wandering & going astray,
Since Jesus came into my heart!
And my sins, which were many, are all washed away,
Since Jesus came into my heart!
Réf
I’m possessed of a hope that is steadfast and sure,
Since Jesus came into my heart!
And no dark clouds of doubt now my pathway obscure,
Since Jesus came into my heart!
Réf