Surprise Me!

Ho an'ilay mipetraka - Fara Andriamamonjy

2010-08-24 55 Dailymotion

Ho an’ilay mipetraka
Eo ambonin’ny seza fiandrianana
Sy ho an’ny Zanak’ondry anie
Ny saotra sy ny haja
Sy ny voninahitra
Ary ny fanjakana mandrakizay
Mandrakizay

Ny saotra sy ny haja
Sy ny voninahitra
Ary ny fanjakana mandrakizay
Mandrakizay
Sy ny Zanak’ondry
Mandrakizay, mandrakizay